1 Chronicles 27:3 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Isan’ny taranak’i Fareza izy sady lehiben’ny mpifehy rehetra tamin’ny tafika amin’ny volana voalohany.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Isan-taranak’i Faresa izy, ary nifehy ny lehibe rehetra isan-tokony, amin’ny volana voalohany.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Volana fahatelo: i Benaià, zanakalahin’i Jôiadà mpisorombe. Lehilahy mahery anisan’ireo «Telopolo lahy» i Benaià; ary rehefa nanjary mpitarika ny «Telopolo lahy» izy, dia i Hamizabada zanany lahy no mpibaiko ny antokon-tafika.
Malagasy Bible 1865
isan'ny taranak'i Fareza izy sady lohan'ny mpifehy rehetra tamin'ny miaramila amin'ny volana voalohany.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Isan’ny taranak’i Fareza izy sady lehiben’ny mpifehy rehetra tamin’ny tafika amin’ny volana voalohany.
malagasy
isan'ny taranak'i Fareza izy sady lohan'ny mpifehy rehetra tamin'ny miaramila amin'ny volana voalohany.