1 Chronicles 27:30 — Compare Translations
5 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ny mpiandraikitra ny rameva dia i Obila ismaelita; ny mpiandraikitra ny borikivavy dia i Jedeia meronotita;
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
i Obila Ismaelita no amin’ny rameva, i Jadiasa avy any Merônata no amin’ny ampondravavy;
Malagasy Bible 1865
ary ny tonian'ny rameva dia Obila Ismaelita; ary ny tonian'ny borikivavy dia Jedda Meronotita;
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ny mpiandraikitra ny rameva dia i Obila ismaelita; ny mpiandraikitra ny borikivavy dia i Jedeia meronotita;
malagasy
ary ny tonian'ny rameva dia Obila Ismaelita; ary ny tonian'ny borikivavy dia Jedda Meronotita;