1 Chronicles 27:31 — Compare Translations
5 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
ary ny mpiandraikitra ny ondry aman’osy dia i Jaziza hagarita. Ireo rehetra ireo no tonian’ny fananan’i Davida mpanjaka.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
i Jaziza Agarenianina no amin’ny ondry. Ireo rehetra ireo no tonian’ny fananan’i Davida mpanjaka.
Malagasy Bible 1865
ary ny tonian'ny ondry aman'osy dia Jaziza Hagarita. Ireo rehetra ireo no tonian'ny fananan'i Davida mpanjaka.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
ary ny mpiandraikitra ny ondry aman’osy dia i Jaziza hagarita. Ireo rehetra ireo no tonian’ny fananan’i Davida mpanjaka.
malagasy
ary ny tonian'ny ondry aman'osy dia Jaziza Hagarita. Ireo rehetra ireo no tonian'ny fananan'i Davida mpanjaka.