1 Chronicles 27:32 — Compare Translations

5 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
I Jonatana, rahalahin-drain’i Davida, dia mpanolotsaina; lehilahy be fahalalana izy sady mpitantsoratra; i Jehiela, zanak’i Hakmony, no nikarakara ny zanaky ny mpanjaka.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
I Jonatàna, rahalahin-drain’i Davida, dia mpanolo-tsaina, lehilahy hendry sy be fahalalana izy; i Jahiela, zanak’i Hakamonì, no teo amin’ny zanaky ny mpanjaka.
Malagasy Bible 1865
Ary Jonatana, rahalahin-drain'i Davida, dia mpanolo-tsaina, lehilahy hendry sady be fahalalana izy; ary Jehiela, zanak'i Hakmony, dia teo amin'ny zanaky ny mpanjaka;
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
I Jonatana, rahalahin-drain’i Davida, dia mpanolotsaina; lehilahy be fahalalana izy sady mpitantsoratra; i Jehiela, zanak’i Hakmony, no nikarakara ny zanaky ny mpanjaka.
malagasy
Ary Jonatana, rahalahin-drain'i Davida, dia mpanolo-tsaina, lehilahy hendry sady be fahalalana izy; ary Jehiela, zanak'i Hakmony, dia teo amin'ny zanaky ny mpanjaka;ary Ahitofela dia mpanolo-tsaina ny mpanjaka; ary Hosay Arkita no sakaizan'ny mpanjaka; ary ny manarakaraka an'i Ahitofela dia Joiada, zanak'i Benaia, sy Abiatara; ary ny komandin'ny miaramilan'ny mpanjaka dia Joaba.