1 Chronicles 27:33 — Compare Translations
5 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
I Ahitofela dia mpanolotsaina ny mpanjaka; i Hosay arkita no namana akaiky ny mpanjaka;
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
I Akitôfela dia mpanolo-tsaina ny mpanjaka, ary i Kosaì, Arkeanina, dia sakaizan’ny mpanjaka;
Malagasy Bible 1865
ary Ahitofela dia mpanolo-tsaina ny mpanjaka; ary Hosay Arkita no sakaizan'ny mpanjaka; ary ny manarakaraka an'i Ahitofela dia Joiada, zanak'i Benaia, sy Abiatara; ary ny komandin'ny miaramilan'ny mpanjaka dia Joaba.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
I Ahitofela dia mpanolotsaina ny mpanjaka; i Hosay arkita no namana akaiky ny mpanjaka;
malagasy