1 Chronicles 27:4 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ny nifehy ny antokony ho amin’ny volana faharoa dia i Doday ahohita; i Miklota andriandahy no isan’ny antokony; ny antokon’ny Ahohita dia efatra arivo sy roa alina.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
I Dôdià Ahôhita no lohan’ny antokony amin’ny volana faharoa, i Makelôta andriandahy no isan’ny lehibe tamin’ny antokony; 24.000 no isan’ny antokony.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Volana fahefatra: i Hasahela, rahalahin’i Jôaba; ary dia i Zebadià zanany lahy kosa tatỳ aoriana. Volana fahenina: i Hirà, zanakalahin’i Hikesy, avy any Tekôa. Volana fahafito: i Heletsa, avy any Peleta, isan’ny taranak’i Efraîma. Volana fahavalo: i Sibekay, avy any Hosà, isan’ny taranak’i Zera.
Malagasy Bible 1865
Ary ny nifehy ny antokony ho amin'ny volana faharoa dia Dodo Ahohita; Miklota andriandahy no isan'ny antokony; ary ny antokon'ny Ahohita dia efatra arivo amby roa alina.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ny nifehy ny antokony ho amin’ny volana faharoa dia i Doday ahohita; i Miklota andriandahy no isan’ny antokony; ny antokon’ny Ahohita dia efatra arivo sy roa alina.
malagasy
Ary ny nifehy ny antokony ho amin'ny volana faharoa dia Dodo Ahohita; Miklota andriandahy no isan'ny antokony; ary ny antokon'ny Ahohita dia efatra arivo amby roa alina.