1 Chronicles 27:5 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ny lehiben’ny antokony fahatelo tamin’ny tafika, ho amin’ny volana fahatelo, dia i Benaia, zanak’i Jehoiada mpisorona; ny antokony dia efatra arivo sy roa alina.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
I Banaiasa zanak’i Jôiadà filohany no lohan’ny antokony fahatelo, ho amin’ny volana fahatelo, ary 24.000 no isan’ny antokony.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Volana fahasivy: i Abihezera, avy any Hanatôta, isan’ny taranak’i Benjamîna. Volana fahafolo: i Maharay, avy any Netôfa, isan’ny taranak’i Zera. Volana faha-11: i Benaià, avy any Pirehatôna, isan’ny taranak’i Efraîma. Volana faha-12: i Helday, avy any Netôfà, isan’ny taranak’i Hôtniela.
Malagasy Bible 1865
Ny komandin'ny antokony fahatelo tamin'ny miaramila, ho amin'ny volana fahatelo, dia Benaia lohany, zanak'i Joiada mpisorona; ary ny antokony dia efatra arivo amby roa alina.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ny lehiben’ny antokony fahatelo tamin’ny tafika, ho amin’ny volana fahatelo, dia i Benaia, zanak’i Jehoiada mpisorona; ny antokony dia efatra arivo sy roa alina.
malagasy
Ny komandin'ny antokony fahatelo tamin'ny miaramila, ho amin'ny volana fahatelo, dia Benaia lohany, zanak'i Joiada mpisorona; ary ny antokony dia efatra arivo amby roa alina.