1 Chronicles 27:6 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Io no ilay Benaia, izay nahery sady ambony tamin’izy telopolo lahy; i Amizabada zanany no isan’ny antokony.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Io no ilay Banaiasa lehilahy mahery amin’ny Telopolo lahy, sady mpitarika ny Telopolo lahy. I Amizabada zanany dia mpifehy tamin’ny antokony.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ireto avy no filohan’ny fokon’i Israely: Tamin’ny fokon’i Reobena, dia i Elihezera zanakalahin’i Zikrỳ. Tamin’ny fokon’i Simehôna, dia i Sefatià zanakalahin’i Mahekà.
Malagasy Bible 1865
Io no ilay Benaia, izay nahery sady ambony tamin'izy telo-polo lahy; Amizabada zanany no isan'ny antokony.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Io no ilay Benaia, izay nahery sady ambony tamin’izy telopolo lahy; i Amizabada zanany no isan’ny antokony.
malagasy
Io no ilay Benaia, izay nahery sady ambony tamin'izy telo-polo lahy; Amizabada zanany no isan'ny antokony.