1 Chronicles 27:7 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ny fahefatra, ho amin’ny volana fahefatra, dia i Asahela, rahalahin’i Joaba, ary i Zebadia zanany no nanarakaraka azy; ny antokony dia efatra arivo sy roa alina.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
I Asaela rahalahin’i Jôaba no fahefatra ho amin’ny volana fahefatra, ary i Zabadiasa zanany no manarakaraka azy, 24.000 no isan’ny antokony.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Tamin’ny fokon’i Levỳ, dia i Hasabià zanakalahin’i Kemoela. Tamin’ny taranak’i Aharôna, dia i Tsadôka.
Malagasy Bible 1865
Ny fahefatra, ho amin'ny volana fahefatra, dia Asahela, rahalahin'i Joaba, ary Zebadia zanany no nanarakaraka azy; ary ny antokony dia efatra arivo amby roa alina.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ny fahefatra, ho amin’ny volana fahefatra, dia i Asahela, rahalahin’i Joaba, ary i Zebadia zanany no nanarakaraka azy; ny antokony dia efatra arivo sy roa alina.
malagasy
Ny fahefatra, ho amin'ny volana fahefatra, dia Asahela, rahalahin'i Joaba, ary Zebadia zanany no nanarakaraka azy; ary ny antokony dia efatra arivo amby roa alina.