1 Chronicles 27:8 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ny fahadimy, ho amin’ny volana fahadimy, dia i Samihota jizraita; ny antokony dia efatra arivo sy roa alina.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
I Samaòta filohany, Izrahita no fahadimy, ho amin’ny volana fahadimy ary 24.000 no isan’ny antokony.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Tamin’ny fokon’i Joda, dia i Elihò izay isan’ny rahalahin’i Davida. Tamin’ny fokon’i Jisakara, dia i Hômrỳ zanakalahin’i Mikaela.
Malagasy Bible 1865
Ny fahadimy, ho amin'ny volana fahadimy, dia Samihota Jizarita; ary ny antokony dia efatra arivo amby roa alina.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ny fahadimy, ho amin’ny volana fahadimy, dia i Samihota jizraita; ny antokony dia efatra arivo sy roa alina.
malagasy
Ny fahadimy, ho amin'ny volana fahadimy, dia Samihota Jizarita; ary ny antokony dia efatra arivo amby roa alina.