1 Chronicles 27:9 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ny fahenina, ho amin’ny volana fahenina, dia Ira, zanak’Ikesy tekoita; ny antokony dia efatra arivo sy roa alina.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
I Hirà, zanak’i Aksesa avy any Tekôe no fahenina ho amin’ny volana fahenina, ary 24.000 no isan’ny antokony.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Tamin’ny fokon’i Zebolòna, dia i Jismahià zanakalahin’i Hôbadià. Tamin’ny fokon’i Naftalỳ, dia i Jerimôta zanakalahin’i Hazriela.
Malagasy Bible 1865
Ny fahenina, ho amin'ny volana fahenina, dia Ira, zanak'Ikesy Tekoita; ary ny antokony dia efatra arivo amby roa alina.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ny fahenina, ho amin’ny volana fahenina, dia Ira, zanak’Ikesy tekoita; ny antokony dia efatra arivo sy roa alina.
malagasy
Ny fahenina, ho amin'ny volana fahenina, dia Ira, zanak'Ikesy Tekoita; ary ny antokony dia efatra arivo amby roa alina.