1 Chronicles 28:10 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Koa mitandrema, fa efa nifidy anao hanao trano ho fitoerana masina NY TOMPO. Mahereza ka mahefà.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Diniho àry izao, fa nofidin’i Iaveh ianao, hanao trano ho fitoerany masina, ka mahereza sy miasà.»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Indro efa nofidin’ny TOMPO ianao izao mba hanorina tempoly ho Toeramasiny; dia mahereza ka mahefà.»
Malagasy Bible 1865
Koa mitandrema; fa Jehovah efa nifidy anao hanao trano ho fitoerana masina; dia mahereza ka mahefà.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Koa mitandrema, fa efa nifidy anao hanao trano ho fitoerana masina NY TOMPO. Mahereza ka mahefà.
malagasy
Koa mitandrema; fa Jehovah efa nifidy anao hanao trano ho fitoerana masina; dia mahereza ka mahefà.