1 Chronicles 28:11 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Natolotr’i Davida an’i Solomona zanany ny sarin’ny lalantsara fidirana sy ny trano, ny trano fitahirizan-drakitra, ny efitrano ambony, ny efitrano anatiny, ny trano misy ny rakotra fanaovam-panavotana;
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Dia nomen’i Davida an’i Salômôna zanany ny mariky ny alo-baravarana, ny trano, ny efitry ny rakitra, ny efitra ambony, ny efitra anatiny miray amin’io, ny efitry ny fanoneram-pahotana,
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Dia nomen’i Davida an’i Salômôna zanany ny sarin’ny Toeramasina sy ny trano fanampiny –efitrano firaketana, efitrano ambony, efitrano anatiny –ary ny trano hisy ilay Vatamasina mirakitra ny fanekempihavanan’ny Tompo.
Malagasy Bible 1865
Ary Davida nanome an'i Solomona zanany ny sarin'ny lavarangana fidirana sy ny tranony sy ny trano firaketany sy ny efi-trano ambony sy ny efi-trano anatiny ary ny trano misy ny rakotra fanaovam-panavotana,
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Natolotr’i Davida an’i Solomona zanany ny sarin’ny lalantsara fidirana sy ny trano, ny trano fitahirizan-drakitra, ny efitrano ambony, ny efitrano anatiny, ny trano misy ny rakotra fanaovam-panavotana;
malagasy