1 Chronicles 28:13 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
natolony azy koa ny ho an’ny antokon’ny mpisorona sy ny levita, ny ho an’ny fanompoana rehetra ao amin’ny tranon’NY TOMPO, ny ho an’ny fanaka rehetra hoenti-manompo ao amin’ny tranon’NY TOMPO,
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
ho an’ny antokon’ny mpisorona sy ny Levita, ho an’ny raharaha rehetra momba ny fanompoana ao an-tranon’i Iaveh.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Nomeny azy ny amin’ny fitsinjarana ireo mpisorona sy levita ho antokony, ny amin’ny fanompoana rehetra ho fanao ao an-tranon’ny TOMPO ary ny amin’ny fanaka rehetra ho fampiasa ao.
Malagasy Bible 1865
sy ho an'ny antokon'ny mpisorona sy ny Levita koa, ary ho an'ny fanompoana rehetra ao an-tranon'i Jehovah sy ho an'ny fanaka rehetra ho enti-manompo ao an-tranon'i Jehovah,
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
natolony azy koa ny ho an’ny antokon’ny mpisorona* sy ny levita, ny ho an’ny fanompoana rehetra ao amin’ny tranon’NY TOMPO, ny ho an’ny fanaka rehetra hoenti-manompo ao amin’ny tranon’NY TOMPO,
malagasy
sy ho an'ny antokon'ny mpisorona sy ny Levita koa, ary ho an'ny fanompoana rehetra ao an-tranon'i Jehovah sy ho an'ny fanaka rehetra ho enti-manompo ao an-tranon'i Jehovah,