1 Chronicles 28:14 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
ny lanjan’ny volamena hanaovana ny fanaka volamena samihafa rehetra, ny lanjan’ny volafotsy hanaovana ny fanaka volafotsy samihafa rehetra,
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ny mariky ny fanaka volamena, mbamin’ny lanjan’ny volamena hanaovana ny fanaka rehetra isan-tokom-panompoana; ny mariky ny fanaka volafotsy rehetra, mbamin’ny lanjany hanaovana ny fanaka rehetra isan-tokom-panompoana;
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Nomeny azy ny lanjam-bolamena ilaina ho an’ny fanaka volamena rehetra samy hampiasaina, ny lanjam-bolafotsy ilaina ho an’ny fanaka volafotsy rehetra samy hampiasaina,
Malagasy Bible 1865
ary ny lanjan'ny volamena hanaovana ny fanaka volamena samy hafa rehetra, ary ny lanjan'ny volafotsy koa hanaovana ny fanaka volafotsy samy hafa rehetra,
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
ny lanjan’ny volamena hanaovana ny fanaka volamena samihafa rehetra, ny lanjan’ny volafotsy hanaovana ny fanaka volafotsy samihafa rehetra,
malagasy
ary ny lanjan'ny volamena hanaovana ny fanaka volamena samy hafa rehetra, ary ny lanjan'ny volafotsy koa hanaovana ny fanaka volafotsy samy hafa rehetra,