1 Chronicles 28:15 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
ny lanjan’ny volamena hanaovana ny fitoeran-jiro volamena sy ny jirony araka ny lanjany avy, ny lanjan’ny volafotsy hanaovana ny fitoeran-jiro volafotsy sy ny jirony araka ny fampiasana azy avy,
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
ny lanjan’ny fanaovan-jiro volamena mbamin’ny lalampy volamena momba azy, araka ny lanjany isam-panaovan-jiro sy isan-dalampy momba azy; ary ny lanjan’ny fanaovan-jiro volafotsy, araka ny lanjany isam-panaovan-jiro;
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
ny lanjan’ny fitoeran-jiro sy fanaovan-jiro volamena araka ny karazany avy, ny lanjan’ny fitoeran-jiro sy fanaovan-jiro volafotsy araka ny karazany avy,
Malagasy Bible 1865
ary ny lanjan'ny volamena hanaovana ny fanaovan-jiro volamena sy ny lela fanaovan-jirony araka ny lanjany avy, ary ny lanjan'ny volafotsy hanaovana ny fanaovan-jiro volafotsy sy ny lela fanaovan-jirony araka ny fombany avy,
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
ny lanjan’ny volamena hanaovana ny fitoeran-jiro volamena sy ny jirony araka ny lanjany avy, ny lanjan’ny volafotsy hanaovana ny fitoeran-jiro volafotsy sy ny jirony araka ny fampiasana azy avy,
malagasy