1 Chronicles 28:16 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
ny lanjan’ny volamena hanaovana ireo latabatra hametrahana ny mofo atao fanatitra, ny amin’ny volafotsy ho amin’ny latabatra volafotsy,
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
ny lanjan’ny volamena hanaovana ny latabatry ny mofo alahatra, isan-databatra; ny volafotsy hanaovana ny latabatra volafotsy;
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
ny lanjan’ny volamena ilaina isaky ny latabatra volamena fametrahana ny mofo atolotra an’Andriamanitra, ny lanjan’ny volafotsy ilaina ho an’ny latabatra volafotsy,
Malagasy Bible 1865
ary ny lanjan'ny volamena hanaovana ireo latabatra hametrahana ny mofo aseho, ary ny amin'ny volafotsy ho amin'ny latabatra volafotsy,
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
ny lanjan’ny volamena hanaovana ireo latabatra hametrahana ny mofo atao fanatitra, ny amin’ny volafotsy ho amin’ny latabatra volafotsy,
malagasy
ary ny lanjan'ny volamena hanaovana ireo latabatra hametrahana ny mofo aseho, ary ny amin'ny volafotsy ho amin'ny latabatra volafotsy,