1 Chronicles 28:17 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
ny amin’ny fitrebika sy ny lovia famafazana ary ny fitoeran-divay, izay samy volamena tsy mifangaro; ny amin’ny kapoaka misarona, na ny volamena, na ny volafotsy, araka ny lanjany avy;
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
ny mariky ny fitrebika, ny jôgy, ny kôpy volamena madio, ny siny volamena, mbamin’ny lanjany avy isan-tsiny; ny siny volafotsy, mbamin’ny lanjany avy isan-tsiny;
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
ny lanjan’ireo fitrebika sy loviabe ary kaopy samy volamena madio, ny lanjan’ny siny volamena sy volafotsy araka ny karazany avy,
Malagasy Bible 1865
ary ny amin'ny fitrebika sy ny lovia famafazana ary ny fitoeran-divay, izay samy volamena tsara, ary ny amin'ny kapoaka misarona, na ny volamena, na ny volafotsy, araka ny lanjany avy,
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
ny amin’ny fitrebika sy ny lovia famafazana ary ny fitoeran-divay, izay samy volamena tsy mifangaro; ny amin’ny kapoaka misarona, na ny volamena, na ny volafotsy, araka ny lanjany avy;
malagasy
ary ny amin'ny fitrebika sy ny lovia famafazana ary ny fitoeran-divay, izay samy volamena tsara, ary ny amin'ny kapoaka misarona, na ny volamena, na ny volafotsy, araka ny lanjany avy,