1 Chronicles 28:19 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Izany asa rehetra araka ny sary izany, hoy Davida, no nampahafantarin’NY TOMPO ahy tamin’ny soratra avy tamin’ny tanany, izay atỳ amiko.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
«Izany rehetra izany», hoy i Davida, «ny asa rehetra amin’izany marika izany, dia nampahafantarin’i Iaveh ahy, tamin’ny soratra nosoratan’ny tanany, tonga atỳ amiko.»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Dia hoy i Davida hoe: –Izany rehetra izany, anaka, dia ao anatina rakitsoratra avy tamin’ny TOMPO, rakitsoratra izay nampahafantatra ahy ny asa rehetra asehon’ny sary.
Malagasy Bible 1865
Izany asa rehetra araka ny sary izany, hoy Davida, no nampahafantarin'i Jehovah ahy tamin'ny soratra avy tamin'ny tànany, izay atỳ amiko.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Izany asa rehetra araka ny sary izany, hoy Davida, no nampahafantarin’NY TOMPO ahy tamin’ny soratra avy tamin’ny tanany, izay atỳ amiko.
malagasy
Izany asa rehetra araka ny sary izany, hoy Davida, no nampahafantarin'i Jehovah ahy tamin'ny soratra avy tamin'ny tànany, izay atỳ amiko.