1 Chronicles 28:3 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
nefa hoy Andriamanitra tamiko: Tsy hanao trano ho an’ny anarako ianao satria lehilahy mpiady sy mpandatsa-dra.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Fa hoy Andriamanitra tamiko: ‹Tsy hanao trano ho an’ny Anarako ianao, fa lehilahy mpiady ary mpandatsa-dra.›
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Fa hoy Andriamanitra tamiko: «Tsy hanorina tempoly hanajana Ahy ianao, satria lehilahy mpiady sy mpandatsa-dra».
Malagasy Bible 1865
nefa hoy Andriamanitra tamiko: Tsy hanao trano ho an'ny anarako ianao, satria lehilahy mpiady sy mpandatsa-drà.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
nefa hoy Andriamanitra tamiko: Tsy hanao trano ho an’ny anarako ianao satria lehilahy mpiady sy mpandatsa-dra.
malagasy
nefa hoy Andriamanitra tamiko: Tsy hanao trano ho an'ny anarako ianao, satria lehilahy mpiady sy mpandatsa-drà.