1 Chronicles 28:5 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary tamin’ny zanako rehetra, fa zanaka maro no nomen’NY TOMPO ahy, dia i Solomona zanako no nofidiny hipetraka amin’ny sezafiandrianan’ny fanjakan’NY TOMPO hanjaka amin’ny Israely.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Tamin’ny zanako rehetra kosa, - fa nomen’i Iaveh zanaka maro aho, - i Salômôna zanako no nofidiny, mba hampipetraka azy amin’ny seza fiandrianan’ny fanjakan’i Iaveh amin’i Israely.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Tamin’ny zanakalahiko rehetra kosa (fa nomen’ny TOMPO zanakalahy maro aho), dia i Salômôna zanako no nofidiny hipetraka eo amin’ilay sezafiandrianana manambara ny fanjakàn’ny TOMPO amin’i Israely.
Malagasy Bible 1865
Ary tamin'ny zanako rehetra (fa zanaka maro no nomen'i Jehovah ahy) dia Solomona zanako no nofidiny hipetraka amin'ny seza fiandrianan'ny fanjakan'i Jehovah hanjaka amin'ny Isiraely.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary tamin’ny zanako rehetra, fa zanaka maro no nomen’NY TOMPO ahy, dia i Solomona zanako no nofidiny hipetraka amin’ny sezafiandrianan’ny fanjakan’NY TOMPO hanjaka amin’ny Israely.
malagasy
Ary tamin'ny zanako rehetra (fa zanaka maro no nomen'i Jehovah ahy) dia Solomona zanako no nofidiny hipetraka amin'ny seza fiandrianan'ny fanjakan'i Jehovah hanjaka amin'ny Isiraely.