1 Chronicles 28:7 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Hampitoetra ny fanjakany ho mandrakizay Aho, raha maharitra mitandrina ny didiko sy ny fitsipiko mandrakariva tahaka ny amin’izao anio izao izy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Hohamafisiko ho mandrakizay ny fanjakany, raha mifikitra amin’ny fanarahana ny didiko amam-pitsipiko, tahaka ny amin’izao anio izao, izy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Hataoko mijoro mandrakizay ny fanjakàny, raha maharitra manatanteraka ny didiko sy ny fitsipiko izy tahaka ny amin’izao anio izao.»
Malagasy Bible 1865
Ary hampitoetra ny fanjakany ho mandrakizay Aho, raha maharitra mitandrina ny didiko sy ny fitsipiko mandra-kariva izy tahaka ny amin'izao anio izao.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Hampitoetra ny fanjakany ho mandrakizay Aho, raha maharitra mitandrina ny didiko sy ny fitsipiko mandrakariva tahaka ny amin’izao anio izao izy.
malagasy
Ary hampitoetra ny fanjakany ho mandrakizay Aho, raha maharitra mitandrina ny didiko sy ny fitsipiko mandra-kariva izy tahaka ny amin'izao anio izao.