1 Chronicles 28:9 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary ianao, ry Solomona zanako, fantaro ny Andriamanitry ny rainao ka manompoa Azy amin’ny fo manontolo sy ny fanahy mazoto; fa NY TOMPO dia mpandinika ny fo manontolo, ary ny fieritreretana rehetra dia fantany avokoa. Raha mitady Azy ianao dia hahita Azy; fa raha mahafoy Azy kosa ianao dia hariany mandrakizay.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ary ianao, ry Salômôna, zanako, mahalalà ny Andriamanitry ny rainao, ka manompoa Azy amin’ny fo mazava sy amin’ny fanahy mazoto, fa i Iaveh dia mandinika ny fo rehetra sy maninteraka ny hevitry ny saina rehetra. Raha mitady Azy ianao, dia hety ho hitanao Izy; fa raha mandao Azy kosa ianao, dia hariany mandrakizay.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
«Ianao kosa, ry Salômôna zanako, fantaro ilay Andriamanitra notompoin’ny rainao, ka manompoa Azy amin’ny fo manontolo sy amin’ny fanahy mazoto; fa ny TOMPO dia mpandinika ny fon’ny olona rehetra ary mpahafantatra ny fieritreretana rehetra. Raha mitady Azy ianao, dia hahita Azy; fa raha mandao Azy kosa ianao, dia hariany mandrakizay.
Malagasy Bible 1865
Ary ianao, ry Solomona zanako, aoka ho fantatrao Andriamanitry ny rainao, ka manompoa Azy amin'ny fo rehetra sy ny fanahy mazoto; fa Jehovah, dia mpandinika ny fo rehetra, ary ny fieritreretana rehetra dia fantany avokoa. Raha mitady Azy ianao, dia hahita Azy; fa raha mahafoy Azy kosa ianao, dia hariany mandrakizay.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary ianao, ry Solomona zanako, fantaro ny Andriamanitry ny rainao ka manompoa Azy amin’ny fo manontolo sy ny fanahy mazoto; fa NY TOMPO dia mpandinika ny fo manontolo, ary ny fieritreretana rehetra dia fantany avokoa. Raha mitady Azy ianao dia hahita Azy; fa raha mahafoy Azy kosa ianao dia hariany mandrakizay.
malagasy