1 Chronicles 29:13 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Koa ankehitriny, ry Andriamanitray ô, misaotra Anao sy midera ny anaranao be voninahitra izahay.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Koa ankehitriny, ry Andriamanitray ô, Ianao no derainay, ary ny Anaranao be voninahitra no ankalazainay.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Koa misaotra Anao izahay, ry Andriamanitray ô, sy midera ny anaranao be voninahitra.
Malagasy Bible 1865
Koa ankehitriny misaotra Anao izahay, ry Andriamanitray ô, sy midera ny anaranao be voninahitra.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Koa ankehitriny, ry Andriamanitray ô, misaotra Anao sy midera ny anaranao be voninahitra izahay.
malagasy
Koa ankehitriny misaotra Anao izahay, ry Andriamanitray ô, sy midera ny anaranao be voninahitra.