1 Chronicles 29:16 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ry TOMPO Andriamanitray ô, ireto zavatra rehetra novorinay hanaovana ny trano ho an’ny anaranao masina ireto dia avy tamin’ny tananao, ary Anao rahateo izy rehetra.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ry Iaveh Andriamanitray ô, izao harena rehetra novononinay hanaovan-trano ho Anao, ho an’ny Anaranao masina izao, dia ny tananao no iaviany, Anao ny zavatra rehetra.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ry TOMPO Andriamanitray ô, ireo harena rehetra novononinay ireo, hanorenana tempoly ho Anao mba hanajana Anao ilay Masina, dia avy taminao; ary Anao rahateo izy rehetra.
Malagasy Bible 1865
Ry Jehovah Andriamanitray ô, ireto zavatra rehetra novorinay hanaovana ny trano ho an'ny anaranao masina ireto dia avy tamin'ny tananao, ary Anao rahateo izy rehetra.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ry TOMPO Andriamanitray ô, ireto zavatra rehetra novorinay hanaovana ny trano ho an’ny anaranao masina ireto dia avy tamin’ny tananao, ary Anao rahateo izy rehetra.
malagasy
Ry Jehovah Andriamanitray ô, ireto zavatra rehetra novorinay hanaovana ny trano ho an'ny anaranao masina ireto dia avy tamin'ny tananao, ary Anao rahateo izy rehetra.