1 Chronicles 29:18 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ry TOMPO, Andriamanitry ny razanay ô, dia i Abrahama sy Isaka ary Israely, mba ampahareto ao am-pon’ny olonao mandrakizay izany fikasan’ny sainy izany ka ampiomany ho Anao ny fony.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ry Iaveh, Andriamanitr’i Abrahama sy i Isaaka ary i Israely razanay ô, tahirizo mandrakizay izany mba ho fomban’ny hevitra ao am-pon’ny vahoakanao, ary tano hitodika aminao ny fony.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ry TOMPO Andriamanitr’i Abrahama sy i Itsehàka ary i Jakôba razanay ô, tahirizo mandrakizay izany toe-tsaina sy toe-po ananan’ny vahoakanao izany ka ataovy mitodika aminao hatrany ny fony;
Malagasy Bible 1865
Jehovah ô, Andriamanitry ny razanay, dia Abrahama sy Isaka ary Isiraely, mba ampahareto ao am-pon'ny olonao mandrakizay izany fikasan'ny sainy izany, ka ampiomany ho Anao ny fony;
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ry TOMPO, Andriamanitry ny razanay ô, dia i Abrahama sy Isaka ary Israely, mba ampahareto ao am-pon’ny olonao mandrakizay izany fikasan’ny sainy izany ka ampiomany ho Anao ny fony.
malagasy
Jehovah ô, Andriamanitry ny razanay, dia Abrahama sy Isaka ary Isiraely, mba ampahareto ao am-pon'ny olonao mandrakizay izany fikasan'ny sainy izany, ka ampiomany ho Anao ny fony;