1 Chronicles 29:19 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Omeo fo marina i Solomona zanako hitandrina ny didinao sy ny teny vavolombelonao ary ny lalànanao ka hanatanteraka izany rehetra izany sady hahavita ny lapa izay efa namoriako fitaovana hanaovana azy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
I Salômôna zanako, omeo fo mazava hitandrina ny didinao amam-pitsipikao sy lalànao, mba hanarahany azy rehetra, sy hanaovany ny lapa izay efa namononako zavatra.»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
ary omeo an’i Salômôna zanako ny fo vonona manontolo hitandrina ny didinao sy baikonao ka hanatanterahany azy rehetra sady hanorina ny tempoly lapanao izay efa nanomanako fitaovana.
Malagasy Bible 1865
ary omeo fo marina Solomona zanako hitandrina ny didinao sy ny teni-vavolombelonao sy ny lalànao ka hanao izany rehetra izany sady hahavita ny lapa izay efa namoriako ny hanaovana azy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)

malagasy
ary omeo fo marina Solomona zanako hitandrina ny didinao sy ny teni-vavolombelonao sy ny lalànao ka hanao izany rehetra izany sady hahavita ny lapa izay efa namoriako ny hanaovana azy.