1 Chronicles 29:24 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ny mpifehy rehetra sy ny lehilahy mahery ary ny zanak’i Davida rehetra koa dia samy nanaiky an’i Solomona mpanjaka.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Nanoa an’i Salômôna mpanjaka avokoa ny mpifehy sy ny lehilahy mahery rehetra, hatramin’ireo zanak’i Davida mpanjaka rehetra.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Samy nanaiky an’i Salômôna mpanjaka avokoa ny mpifehy sy ny miaramila mahery fo ary na dia ny zanaka hafa rehetra naterak’i Davida aza.
Malagasy Bible 1865
Ary ny mpifehy rehetra sy ny lehilahy mahery ary ny zanak'i Davida rehetra koa dia samy nanaiky an'i Solomona mpanjaka.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ny mpifehy rehetra sy ny lehilahy mahery ary ny zanak’i Davida rehetra koa dia samy nanaiky an’i Solomona mpanjaka.
malagasy
Ary ny mpifehy rehetra sy ny lehilahy mahery ary ny zanak'i Davida rehetra koa dia samy nanaiky an'i Solomona mpanjaka.