1 Chronicles 29:26 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Toy izany no nanjakan’i Davida, zanak’i Jese, tamin’ny Israely rehetra.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Nanjaka tamin’i Israely rehetra i Davida zanak’i Isaia.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Nanjaka tamin’i Israely manontolo i Davida zanakalahin’i Jisay.
Malagasy Bible 1865
Toy izany no nanjakan'i Davida, zanak'i Jese, tamin'ny Isiraely rehetra.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Toy izany no nanjakan’i Davida, zanak’i Jese, tamin’ny Israely rehetra.
malagasy
Toy izany no nanjakan'i Davida, zanak'i Jese, tamin'ny Isiraely rehetra.