1 Chronicles 29:27 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ny andro nanjakany tamin’ny Israely dia efapolo taona; tao Hebrona no nanjakany fito taona, ary tany Jerosalema no nanjakany telo amby telopolo taona.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Efapolo taona no andro nanjakany tamin’i Israely: fito taona izy nanjaka tao Hebrôna, ary 33 taona tao Jerosalema.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Efapolo taona no nanjakany: ka fito taona tao Hebrôna ary 33 taona tao Jerosalema.
Malagasy Bible 1865
Ary ny andro nanjakany tamin'ny Isiraely dia efa-polo taona; tao Hebrona no nanjakany fito taona, ary tany Jerosalema no nanjakany telo amby telo-polo taona.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ny andro nanjakany tamin’ny Israely dia efapolo taona; tao Hebrona no nanjakany fito taona, ary tany Jerosalema no nanjakany telo amby telopolo taona.
malagasy
Ary ny andro nanjakany tamin'ny Isiraely dia efa-polo taona; tao Hebrona no nanjakany fito taona, ary tany Jerosalema no nanjakany telo amby telo-polo taona.