1 Chronicles 29:28 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Maty izy rehefa tratra antitra sady lava andro niainana, ary be harena sy voninahitra; ary i Solomona zanany no nanjaka nandimby azy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Efa tratra antitra tsara sady voky andro sy harena amam-boninahitra izy vao maty, ary i Salômôna zanany no nanjaka nandimby azy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Efa tratra antitra tsara sady voky andro sy heni-karena amam-boninahitra izy vao maty; ary i Salômôna zanany no nanjaka nandimby azy.
Malagasy Bible 1865
Ary maty izy rehefa tratrantitra tsara sady lava andro ary be harena sy voninahitra; ary Solomona zanany no nanjaka nandimby azy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Maty izy rehefa tratra antitra sady lava andro niainana, ary be harena sy voninahitra; ary i Solomona zanany no nanjaka nandimby azy.
malagasy
Ary maty izy rehefa tratrantitra tsara sady lava andro ary be harena sy voninahitra; ary Solomona zanany no nanjaka nandimby azy.[Heb. voky andro sy harena ary voninahitra]