1 Chronicles 29:30 — Compare Translations
5 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
mbamin’ny fotoana nanjakany rehetra sy ny heriny, ary izay rehetra niseho tamin’ny androny ary tamin’ny Israely sy tamin’ny fanjakana rehetra tamin’ny tany.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
voatantara ao avokoa ny zavatra rehetra momba ny nanjakàn’i Davida, sy ny asa nanehoany herimpo mbamin’ny zava-nitranga taminy sy tamin’i Israely ary tamin’ny fanjakana rehetra an-tany hafa.
Malagasy Bible 1865
mbamin'ny nanjakany rehetra sy ny heriny, ary izay niseho tamin'ny ary tamin'ny Isiraely sy tamin'ny fanjakana rehetra tamin'ny tany.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
mbamin’ny fotoana nanjakany rehetra sy ny heriny, ary izay rehetra niseho tamin’ny androny ary tamin’ny Israely sy tamin’ny fanjakana rehetra tamin’ny tany.
malagasy
mbamin'ny nanjakany rehetra sy ny heriny, ary izay niseho tamin'ny ary tamin'ny Isiraely sy tamin'ny fanjakana rehetra tamin'ny tany.[Heb. ny andro niseho taminy]