1 Chronicles 29:4 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
dia talenta volamena telo arivo, volamena avy any Ofira ary talenta volafotsy voadio fito arivo hapetaka amin’ny rindrin’ny efitrano tsirairay;
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
dia talenta volamena 3.000, ny volamena avy any Ofira; talenta volafotsy voadio 7.000, hapetraka amin’ny atin’ny rindrin’ny efitrano;
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
dia volamena avy any Ôfira, milanja zato taonina; volafotsy madio milanja 240 taonina, natao hapetaka amin’ny ati-rindrina isan’efitrano.
Malagasy Bible 1865
dia talenta volamena telo arivo, volamena avy any Ofira, ary talenta volafotsy voadio fito arivo hapetaka amin'ny rindrin'ny isan-efi-trano,
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
dia talenta* volamena telo arivo, volamena avy any Ofira ary talenta volafotsy voadio fito arivo hapetaka amin’ny rindrin’ny efitrano tsirairay;
malagasy
dia talenta volamena telo arivo, volamena avy any Ofira, ary talenta volafotsy voadio fito arivo hapetaka amin'ny rindrin'ny isan-efi-trano,