1 Chronicles 29:6 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Dia samy nazoto nanatitra zavatra ny lohan’ny fianakaviana sy ny lehiben’ny fokon’ny Israely ary ny mpifehy arivo sy ny mpifehy zato mbamin’ny mpitandrina ny raharahan’ny mpanjaka
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Dia nanolotra fanatitra an-tsitrapo ny loham-pianakaviana, ny loham-pokon’i Israely, ny tomponarivo, ny tompon-jato ary ny tonian-draharahan’ny mpanjaka.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Tamin’zay, dia samy nanolotra fanomezana an-tsitrapo avokoa ny lohan-pianakaviana, ny filohan’ireo fokon’i Israely, ny komandin-tafika mpifehy arivo sy mpifehy zato, mbamin’ny mpiandraiki-draharahan’ny mpanjaka
Malagasy Bible 1865
Dia samy nazoto nanatitra zavatra ny lohan'ny fianakaviana sy ny lehiben'ny firenen'Isiraely ary ny mpifehy arivo sy ny mpifehy zato mbamin'ny mpitandrina ny raharahan'ny mpanjaka
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Dia samy nazoto nanatitra zavatra ny lohan’ny fianakaviana sy ny lehiben’ny fokon’ny Israely ary ny mpifehy arivo sy ny mpifehy zato mbamin’ny mpitandrina ny raharahan’ny mpanjaka
malagasy
Dia samy nazoto nanatitra zavatra ny lohan'ny fianakaviana sy ny lehiben'ny firenen'Isiraely ary ny mpifehy arivo sy ny mpifehy zato mbamin'ny mpitandrina ny raharahan'ny mpanjaka