1 Chronicles 29:7 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
ka nanome izay hanaovana ny fanompoana amin’ny tranon’Andriamanitra, dia talenta volamena dimy arivo sy darika iray alina sy talenta volafotsy iray alina sy talenta varahina valo arivo sy iray alina ary talenta vy iray hetsy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ka izao no nomeny hanaovana ny asa amin’ny tranon’Andriamanitra: talenta volamena 5.000, darìka 10.000, talenta volafotsy 10.000, talenta varahina 18.000, talenta vy iray 100.000.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
ka nanome izay hanaovana ny fanompoana ao amin’ny tranon’Andriamanitra: dia volamena milanja 170 taonina; farantsa volamena miisa 10 000; volafotsy milanja telonjato taonina; halimo milanja eninjato taonina eo ho eo ary vy milanja telo arivo taonina.
Malagasy Bible 1865
ka nanome izay hanaovana ny fanompoana amin'ny tranon'Andriamanitra, dia talenta volamena dimy arivo sy darika iray alina sy talenta volafotsy iray alina sy talenta varahina valo arivo amby iray alina ary talenta vy iray hetsy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
ka nanome izay hanaovana ny fanompoana amin’ny tranon’Andriamanitra, dia talenta volamena dimy arivo sy darika iray alina sy talenta volafotsy iray alina sy talenta varahina valo arivo sy iray alina ary talenta vy iray hetsy.
malagasy
ka nanome izay hanaovana ny fanompoana amin'ny tranon'Andriamanitra, dia talenta volamena dimy arivo sy darika iray alina sy talenta volafotsy iray alina sy talenta varahina valo arivo amby iray alina ary talenta vy iray hetsy.[Ny darika dia anaran'ny farantsakely volamena, ary tokony ho ariary dimy sy loso no heviny]