1 Chronicles 29:8 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary izay nanana vatosoa dia nanome azy ho naman’ireo kojakoja ho amin’ny tranon’NY TOMPO, hotahirizin’i Jehiela gersonita.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Izay nanam-bato soa, nanolotra izany teo am-pelatanan’i Jahiela Gersônita, ho rakitry ny tranon’i Iaveh.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Izay nanana vatosoa dia nanome azy teo am-pelatanan’i Jehiela, taranak’i Gersôna, mba ho zava-tsarobidy tahirizina ao an-tranon’ny TOMPO.
Malagasy Bible 1865
Ary izay nanana vato soa dia nanome azy no amin'ny rakitry ny tranon'i Jehovah, hotehirizin'i Jehiela Gersonita.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary izay nanana vatosoa dia nanome azy ho naman’ireo kojakoja ho amin’ny tranon’NY TOMPO, hotahirizin’i Jehiela gersonita.
malagasy
Ary izay nanana vato soa dia nanome azy no amin'ny rakitry ny tranon'i Jehovah, hotehirizin'i Jehiela Gersonita.