1 Chronicles 29:9 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Dia faly ny vahoaka noho ny fahazotoan’ireo, fa tamin’ny fony manontolo no nahazotoany nanatitra ho an’NY TOMPO; faly dia faly koa i Davida mpanjaka.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Nahafaly ny vahoaka ny fanatiny an-tsitrapo, satria tamim-po mazava no nanaovany an’izany fanatitra izany ho an’i Iaveh. I Davida mpanjaka koa faly dia faly tamin’izany.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Dia samy faly ny besinimaro nanolotra fanomezana an-tsitrapo, satria tamin’ny fony manontolo no nanaovany an’izany ho an’ny TOMPO; ary faly dia faly koa i Davida mpanjaka.
Malagasy Bible 1865
Dia faly ny vahoaka noho ny fahazotoan'ireo, fa tamin'ny fony rehetra no nahazotoany nanatitra ho an'i Jehovah; ary Davida mpanjaka koa faly dia faly.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Dia faly ny vahoaka noho ny fahazotoan’ireo, fa tamin’ny fony manontolo no nahazotoany nanatitra ho an’NY TOMPO; faly dia faly koa i Davida mpanjaka.
malagasy
Dia faly ny vahoaka noho ny fahazotoan'ireo, fa tamin'ny fony rehetra no nahazotoany nanatitra ho an'i Jehovah; ary Davida mpanjaka koa faly dia faly.