1 Chronicles 3:1 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Izao no zanakalahin’i Davida, izay naterany tao Hebrona: I Amnona, zanak’i Ahinoama jezirelita, no lahimatoa; i Daniela, zanak’i Abigaila karmelita, no lahiaivo;
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ireto no zanaka lahin’i Davida naterany tany Hebrôna: i Amôna lahy matoa, zanak’i Akinôama, avy any Jezraela, i Daniela zanak’i Abigaila avy any Karmela, lahy aivo,
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ireto no zanakalahy naterak’i Davida tao Hebrôna: ny lahimatoa dia i Amnôna, zanakalahin’i Ahinôhama avy any Jizrehela; ny faharoa dia i Daniela, zanakalahin’i Abigaîla avy any Karmela;
Malagasy Bible 1865
Ary izao no zanakalahin'i Davida, izay naterany tao Hebrona: Amnona, zanak'i Ahinoama Jezirelita, no lahimatoa; ary Daniela, zanak'i Abigaila Karmelita, no lahiaivo;
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Izao no zanakalahin’i Davida, izay naterany tao Hebrona: I Amnona, zanak’i Ahinoama jezirelita, no lahimatoa; i Daniela, zanak’i Abigaila karmelita, no lahiaivo;
malagasy
[Ny taranak'i Davida] Ary izao no zanakalahin'i Davida, izay naterany tao Hebrona: Amnona, zanak'i Ahinoama Jezirelita, no lahimatoa; ary Daniela, zanak'i Abigaila Karmelita, no lahiaivo;