1 Chronicles 3:15 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Izao no zanakalahin’i Josia: I Johanana, lahimatoa; i Joiakima, lahiaivo; i Zedekia, fahatelo ary i Saloma, faralahy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Zanaka lahin’i Josiasa: i Johanàna no lahy matoa, i Jôakima no lahy aivo, i Sedesiasa no fahatelo, i Seloma no fahefatra.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ny zanakalahin’i Josià dia i Johanàna no lahimatoa, i Jôiakima no faharoa, i Tsedekià no fahatelo, ary i Saloma no fahefatra.
Malagasy Bible 1865
Ary izao no zanakalahin'i Josia: Johanana, lahimatoa, Joiakima, lahiaivo, Zedekia, fahatelo, Saloma, faralahy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Izao no zanakalahin’i Josia: I Johanana, lahimatoa; i Joiakima, lahiaivo; i Zedekia, fahatelo ary i Saloma, faralahy.
malagasy
Ary izao no zanakalahin'i Josia: Johanana, lahimatoa, Joiakima, lahiaivo, Zedekia, fahatelo, Saloma, faralahy.