1 Chronicles 3:2 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
i Absaloma, zanak’i Maka, zanakavavin’i Talmay mpanjakan’i Gesora, no fahatelo; i Adonia, zanak’i Hagita, no fahefatra;
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
i Absalôma zanak’i Maakà, zanaka vavin’i Tolmaia mpanjakan’i Gesora, fahatelo; i Adoniasa zanak’i Hagita, fahefatra;
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
ny fahatelo dia i Absalôma, zanalahin’i Mahekà izay zanakavavin’i Talmay mpanjakan’i Gesora; ny fahefatra dia i Adônià, zanakalahin’i Hagita;
Malagasy Bible 1865
Absaloma, zanak'i Maka, zanakavavin'i Talmay, mpanjakan'i Gesora, no fahatelo; Adonia, zanak'i Hagita, no fahefatra;
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
i Absaloma, zanak’i Maka, zanakavavin’i Talmay mpanjakan’i Gesora, no fahatelo; i Adonia, zanak’i Hagita, no fahefatra;
malagasy
Absaloma, zanak'i Maka, zanakavavin'i Talmay, mpanjakan'i Gesora, no fahatelo; Adonia, zanak'i Hagita, no fahefatra;