1 Chronicles 3:21 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ny zanakalahin’i Hanania dia i Pelatia, Isaia, ny zanakalahin’i Refaia, ny zanakalahin’i Arnana, ny zanakalahin’i Obadia ary ny zanakalahin’i Sekania.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Zanaka lahin’i Hananiasa: i Faltiasa sy i Jeseiasa, ny zana-dRefaià, ny zanak’i Arnàna, ny zanak’i Obadià, ny zanak’i Sekeniasa.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ny taranak’i Hananià dia i Pelatià sy i Jesahià mbamin’ireo zanakalahin-dry i Refaià sy i Arnàna ary i Hôbadià sy i Sekanià.
Malagasy Bible 1865
Ary ny zanakalahin'i Hanania dia Pelatia sy Jisaia sy ny zanakalahin'i Rafaia sy ny zanakalahin'i Arnana sy ny zanakalahin'i Obadia ary ny zanakalahin'i Sekania.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ny zanakalahin’i Hanania dia i Pelatia, Isaia, ny zanakalahin’i Refaia, ny zanakalahin’i Arnana, ny zanakalahin’i Obadia ary ny zanakalahin’i Sekania.
malagasy
Ary ny zanakalahin'i Hanania dia Pelatia sy Jisaia sy ny zanakalahin'i Rafaia sy ny zanakalahin'i Arnana sy ny zanakalahin'i Obadia ary ny zanakalahin'i Sekania.