1 Chronicles 3:22 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ny zanakalahin’i Sekania dia i Semaia. Ny zanakalahin’i Semaia dia i Hatosy, i Jigala, i Baria, i Nearia ary i Safata; enina izy ireo.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Zanaka lahin’i Sekeniasa: i Semeià. Zanaka lahin’i Semeià: i Hatosa, i Jegaala, i Barià, i Naarià, i Safata, enina izy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ny zanakalahin’i Sekanià dia enina: i Semahià sy i Hatosa, i Jigala sy i Barià ary i Neharià sy i Safata.
Malagasy Bible 1865
Ary ny zanakalahin'i Sekania dia Semaia. Ary ny zanakalahin'i Semaia dia Hatosy sy Jigala sy Baria sy Nearia ary Safata; enina izy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ny zanakalahin’i Sekania dia i Semaia. Ny zanakalahin’i Semaia dia i Hatosy, i Jigala, i Baria, i Nearia ary i Safata; enina izy ireo.
malagasy
Ary ny zanakalahin'i Sekania dia Semaia. Ary ny zanakalahin'i Semaia dia Hatosy sy Jigala sy Baria sy Nearia ary Safata; enina izy.