1 Chronicles 3:4 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ireo enina ireo no naterany tao Hebrona; tao no nanjakany fito taona sy enim-bolana; tany Jerosalema kosa no nanjakany telo amby telopolo taona.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Izy enin-dahy ireo no naterany tany Hebrôna, izay nanjakany fito taona sy enim-bolana.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ireo enina ireo no naterak’i Davida tao Hebrôna izay nanjakany fito taona sy enim-bolana. Avy eo dia nanjaka telo amby telopolo taona tao Jerosalema i Davida.
Malagasy Bible 1865
Ireo enina ireo no naterany tao Hebrona; fa tao no nanjakany fito taona sy enim-bolana; ary tany Jerosalema kosa no nanjakany telo amby telo-polo taona.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ireo enina ireo no naterany tao Hebrona; tao no nanjakany fito taona sy enim-bolana; tany Jerosalema kosa no nanjakany telo amby telopolo taona.
malagasy
Ireo enina ireo no naterany tao Hebrona; fa tao no nanjakany fito taona sy enim-bolana; ary tany Jerosalema kosa no nanjakany telo amby telo-polo taona.