1 Chronicles 3:5 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ireto no naterany tany Jerosalema: I Simea, i Sobaba, i Natana ary i Solomona, ireo efa-dahy ireo dia naterany tamin’i Baty-Soa, zanakavavin’i Amiela;
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Nanjaka tany Jerosalema 33 taona indray izy. Ary ireto no naterany tany Jerosalema: i Simaà, i Sôbaba, i Natàna, i Salômôna, efa-dahy, tamin’i Betsoe zanaka vavin’i Amiela;
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ireto kosa no naterany tao Jerosalema: i Simehà sy i Sôbaba ary i Natàna sy i Salômôna, ka ity fahefatra ity no tamin’i Baty-Seba zanakavavin’i Hamiela;
Malagasy Bible 1865
Ary izao no naterany tany Jerosalema: Simea sy Sobaba sy Natana ary Solomona (ireo efa-dahy ireo no naterak'i Batsoa, zanakavavin'i Amiela)
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ireto no naterany tany Jerosalema: I Simea, i Sobaba, i Natana ary i Solomona, ireo efa-dahy ireo dia naterany tamin’i Baty-Soa, zanakavavin’i Amiela;
malagasy
Ary izao no naterany tany Jerosalema: Simea sy Sobaba sy Natana ary Solomona (ireo efa-dahy ireo no naterak'i Batsoa, zanakavavin'i Amiela)