1 Chronicles 3:9 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Izy rehetra ireo no zanakalahin’i Davida, afa-tsy ny zanaky ny vady tsindranony; ny anabavin-dry zareo dia i Tamara.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ireo no zanaka lahin’i Davida rehetra, fa ny zana-baditsindranony, tsy nisaina. Ary anabavin’ireo i Tamara.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Izy rehetra ireo no zanakalahin’i Davida, afa-tsy ny zanaky ny vadikeliny; ary i Tamara no anabavin’ireo.
Malagasy Bible 1865
Ireo rehetra ireo no zanakalahin'i Davida, afa-tsy ny zanaky ny vaditsindranony sy Tamara, anabavin'ireo.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Izy rehetra ireo no zanakalahin’i Davida, afa-tsy ny zanaky ny vady tsindranony; ny anabavin-dry zareo dia i Tamara.
malagasy
Ireo rehetra ireo no zanakalahin'i Davida, afa-tsy ny zanaky ny vaditsindranony sy Tamara, anabavin'ireo.