1 Chronicles 4:1 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ny zanakalahin’i Joda dia i Fareza, i Hezrona, i Karmy, i Hora ary i Sobala.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Zanaka lahin’i Jodà: i Faresa, i Hesbôna, i Karmì, i Hora sy i Sobala.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ny zanakalahin’i Joda dia i Peretsa sy i Hetsirôna mbamin’i Karmỳ sy i Hora ary i Sôbala.
Malagasy Bible 1865
Ny zanakalahin'i Joda dia Fareza sy Hezrona sy Karmy sy Hora ary Sobala.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ny zanakalahin’i Joda dia i Fareza, i Hezrona, i Karmy, i Hora ary i Sobala.
malagasy
[Ny amin'ny taranak'i Joda sisa] Ny zanakalahin'i Joda dia Fareza sy Hezrona sy Karmy sy Hora ary Sobala.