1 Chronicles 4:10 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary niantso an’Andriamanitry ny Israely i Jabeza ka hoy izy: Enga anie ka hotahinao tokoa aho ka hohalalahinao ny faritaniko, ary ho amiko ny tananao ka harovanao amin’ny ratsy aho, mba tsy hampahory ahy izany. Dia nomen’Andriamanitra azy izay nangatahiny.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Niantso ny Andriamanitr’i Israely i Jabesa nanao hoe: «Raha mitahy ahy Ianao, ka halalahinao ny faritaniko, ary momba ahy ny tananao, sy arovanao amin’ny loza aho mba tsy ho zoim-pahoriana...» Ary nomen’Andriamanitra azy izay nangatahiny.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ary niantso an’ilay Andriamanitr’i Israely i Jahebetsy ka nanao hoe: «Enga anie hotahînao tokoa aho, ka hohalalahinao ny taniko; ary aoka ny tananao homba ahy, ka hataonao lavitra ahy ny loza mba tsy ho zoim-pahoriana aho!» Dia nohenoin’Andriamanitra izay nangatahiny.
Malagasy Bible 1865
Ary Jabeza niantso an'Andriamanitry ny Isiraely hoe: Enga anie ka hotahinao tokoa aho, ka hohalalahinao ny fari-taniko, ary ho amiko ny tananao, ka harovanao amin'ny ratsy aho, mba tsy hampahory ahy izany. Ary dia nomen'Andriamanitra azy ny nangatahiny.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary niantso an’Andriamanitry ny Israely i Jabeza ka hoy izy: Enga anie ka hotahinao tokoa aho ka hohalalahinao ny faritaniko, ary ho amiko ny tananao ka harovanao amin’ny ratsy aho, mba tsy hampahory ahy izany. Dia nomen’Andriamanitra azy izay nangatahiny.
malagasy