1 Chronicles 4:11 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
I Keloba, rahalahin’i Soha, no niteraka an’i Mehira, rain’i Estona;
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
I Kaleba rahalahin’i Soà niteraka an’i Mahira, rain’i Estôna;
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
I Keloba, rahalahin’i Sihà, no ray niteraka an’i Mehira izay rain’i Estôna.
Malagasy Bible 1865
Ary Keloba, rahalahin'i Soha, niteraka an'i Mehira, rain'i Estona;
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
I Keloba, rahalahin’i Soha, no niteraka an’i Mehira, rain’i Estona;
malagasy
Ary Keloba, rahalahin'i Soha, niteraka an'i Mehira, rain'i Estona;