1 Chronicles 4:12 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
i Estona no niteraka an’i Bety-Rafa sy i Pasea ary i Tehinà, rain’Ira-Nahasa. Ireo dia mponina tao Reka.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
i Estôna niteraka ny fokon-dRafah, i Fese sy i Tehinà, rain’ny tanàna Naasa. Ireo no olona ao Rekah.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ary i Estôna no ray niteraka an’i Bety-Rafà sy i Pasea ary i Tehinà; ity Tehinà ity no mpanorina ny tanànan’i Nahasa. Ny taranak’ireo no mponina tao Rekà.
Malagasy Bible 1865
ary Estona niteraka an'i Betirafa sy Pasea ary Tehina, rain'Ir-nahasa. Ireo dia mponina tao Reka.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
i Estona no niteraka an’i Bety-Rafa sy i Pasea ary i Tehinà, rain’Ira-Nahasa. Ireo dia mponina tao Reka.
malagasy
ary Estona niteraka an'i Betirafa sy Pasea ary Tehina, rain'Ir-nahasa. Ireo dia mponina tao Reka.