1 Chronicles 4:13 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ny zanakalahin’i Kenaza dia i Otniela sy i Seraia; ny zanakalahin’i Otniela dia i Hatata.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Zanaka lahin’i Seneza: i Otoniela, i Saraià. Zanaka lahin’i Otoniela: i Hatata sy i Maonatì.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ny zanakalahin’i Kenaza dia i Hôtniela sy i Seraià; ary ny zanakalahin’i Hôtniela dia i Hatata sy i Mehônôtahy.
Malagasy Bible 1865
Ary ny zanakalahin'i Kenaza dia Otniela sy Seraia; ary ny zanakalahin'i Otniela dia Hatata.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ny zanakalahin’i Kenaza dia i Otniela sy i Seraia; ny zanakalahin’i Otniela dia i Hatata.
malagasy
Ary ny zanakalahin'i Kenaza dia Otniela sy Seraia; ary ny zanakalahin'i Otniela dia Hatata.